Eklablog Tous les blogs Top blogs Musique & Divertissements Tous les blogs Musique & Divertissements
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

Écoutez l'âme de la musique noire et entrez dans la soul légende !

Publicité

L'amour

en construction

Ho ahy

Efa lalim-paka ato am-poko ilay fitia
Aza avelanao angahy irery
Fa raha toa ka mbola mihahihahy
Ny hivadika aminao sanatria

ref:
Ho tsapanao fa tiako ianao
Tiako ianao ho ahy ho doria
Tsy hifandao tsy kilalao
Tiako ianao koa dia matokia

Ny ora sy fotoana izay tsy ahitako anao
Tsaroako hahavery an-teny efitra
Ireo hira kalokalo izay fanaon-tsika roa
No any sisa ampitony ny fo

ref:
Ho tsapanao fa tiako ianao
Tiako ianao ho ahy ho doria
Tsy hifandao tsy ho kilalao
Tiako ianao koa dia matokia

Ho sasatra eo ireo mikotaba
Mikasa hanimba sy handrava
Reko tsapako ato anaty ilay fitia tsy mety maty
eiehhh

ref
Ho tsapanao fa tiako ianao
Tiako ianao ho ahy ho doria
Tsy hifandao tsy ho kilalao
Tiako ianao koa dia matokia

Titre de la chanson : Ho Ahy
Artiste : Willah

Publicité
Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article